Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 09h43
 

Répondre à un commentaire

24 juin 2020 à 14:45 | Lefona Again (#10319)

@Rayyol
« Je l ai dit et le repete avant de construire des villes entretenons celles qui existe déjà Sinon le tout est voue a l echec »

Tena miombonkevitra à 80 % aminao aho ! Fa le 20 % kosa, ilaina koa.

Dieny 2010 aho teto dia niteny hoe, tokony :
- Diovina sy havaozina ny caniveaux sy ny dalles eto Antananarivo, satria efa tsentsina sy potika ! Raha vao tonga ny orana dia glou glou !
- Taizaina ny olona mba tsy ho voretra -indray na intsony- , ary izany dia tsy midika hoe sazina fa ampirisihana sy dokafana. Ohatra : eny amin’ny tsena, tokony manao concours mensuel mikasika -fa tsy hoe MAHAKASIKA, izay tena fiteny diso - ny stand madio, vokatra madio sy vita tsara (finition - présentation) ka izay 20 madio indrindra - corporate -dia tsy mandoha hetra mandrity ny taona ary ampisehona eo amin’ny aina amanjery.
- averina ny Zoma eo analakely nesorin’i le8 satria nanandaza eran-tany ary nahafapo ny vahoaka an’ Antana...na.na...narivo !
- tsy mahazo mivarotra eo amin’ny trôtoara ! Sahirana ny mpandeha tongotra, ary ratsy tarehy ny toerana.
- Asiana sanitaire izaky ny 1 km !
- etc..sns
Nefa transition tamin’izany, ka tena ..tsy priorité le resaka, ka izaho no lasa déphasé ! EKEKO !

DIeny 2006 nefa dia nipongratra ny projet BIG TANA, na izay tianareo antsoina azy ! Tsy misy maharatsy izany fa tokony tsy songonina ny efa misy. Tokony diovina aloha ny Renivohitra ! MANGATAKA NY OLONA TSY HO VORETRA VE IANAO, nefa ny tontolo ihainany tsy zarizary ? « Reglena » aloha ny olana izay efa fantatra, ka raha mahavita izany dia miroso amin’ny fanamboarana sy extention avy eo. Mr le Maire Naina A. Prenez mes doléances en compte et continuez !

Efa nidinika an’izany - hono - ny manampahaizanaka ka nifidy hoe alao mamorona vaovao toy izay manatsara ny tonta, satria lafo kokoa hono io faharoa io. Tsy reveko izany !
fa maninona no « opozena » ireo cas ireo ? Mila fanavaozana ny tonta, marina tokoa, ary mila famitarana vaovao koa i Antananarivo ! Ekena izany !

Diso calcul ry zareo, ho ahy, hoy aho raha mitsipika ireo zavatra roa ireo : fandiovana sy fanamboarana.! Fa na dia izany aza, dia hanoana azy ireo aho satria efa niteny hoe nandray fepetra sy handray andraikitra. Resaka relatif sy compromis mantsy no resahina fa tsy hoe mainty sy fotsy, ying sy yong, na eny na tsia. Resaka sarotra be io, fa tsy vitan’izay état d’âme haroson’ny kamosaina eto !

Mba ho madio anie ny renivohitra sy ny faritra manontolo, ary mba ihitatra ko avy eo !
Il est possible de faire le ménage sans faire appel au dégagisme ! MAZAVA ANGAMBA !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS