Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 22h51
 

Répondre à un commentaire

24 juin 2020 à 14:08 | Shalom (#2831)

Efa ho iray volana mahery aho no nanoratra teto hoe : indreo i DJ sy ny faingan-tànana fa mandoko ilay infrastructure eny Androhibe ataony lokom-boasary.
Dia nampiako hoe : iza no sahy hifanamby amiko fa io no hotokanany alohan’ny 26 jona dia lazainy fa izy no nanao azy !
O ! Ry Matoriandroa a !
Tampina ny domy, dobla enina no napetrako, io izy io hitam-poko hitam-pirenena fa fanodikodinana no betsaka dia izy no milaza azy ho tompony.

Ho tohizantsika ny fahitana ny fandehan’ny baolina.
Hamoaka filazana goavana momba ny fitondran’i DJ ny fikambanan’ny mpitondra Katolika eto Madagasikara tsy ho ela satria mijaly ny vahoaka.
Ho an’ireo Katolika finoana, mandray ny andraikiny ny lehibenareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS