Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 14h30
 

Répondre à un commentaire

23 juin 2020 à 17:22 | ASSISE (#10453)

===N’oublions pas aussi c’est notre dernier rempart, sans leur soutien la révolution du peuple Malagasy n’aurait pas pu réussir et faire démissionner le despote/spoliateur de l’époque.===

Despote/Spoliateur : sao miteniteny foana ? 1972, 1991, 2002, 2009 malalaka ny safidinao ry I.andra, iza amin’ireo daty ireo no tianao ambara ?

Raha 1991 sy 2002 dia ilay CONSEILLER ankehitriny. Ilay namorona revôlisiôna tratran’ny revôlisiôna ?

Raha 2009 dia ilay CONSEILLER ankehitriny, ilay nampanao revôlisiôna ?

Tsy mbola mazava koa ny andraikitr’io CONSEILLER ankehitriny io tamin’io 1972 io na taty aoriana kely (1975).

Andeha hatao hoe miaramila revôlisiônera ny antsika e ! Metimety kokoa izay fiantso azy izay.

Ny tsy azo adinoina kosa, tsy nandray anjara mivantana ny miaramila tamin’ny 2002.

An’iza angaha io Tafika io ?

Daty revôlisiôna maromaro ireo ka iza aminao ilay Despote/spoliateur ?

Ekena ny lanona, fa fotoanany ve izao ? Sa efa voafehy ny valan’aretina ka aleo milanonana amin’izay ? Milay io lanonana miaraka amam-paty io ka.

Alahelo an’ilay tsy milanonana 60 taona ve no nanesorina ny fihibohana ?

L’idée du déconfinement progressif est de barré la route aux critiques pour les festivités en vue. C’est un sentiment.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS