Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 14h04
 

Répondre à un commentaire

25 mai 2020 à 01:12 | Shalom (#2831)

Farany dia ajanoko ny androany.
Misy ny mitatatata eto hoe « ny hovalahy Rainilaiarivony ».
Hova tokoa izy ary nolazaina fa vadin’ny Mpanjakavavy.
Izao anefa no tsara marihina : Tsy niara nipetraka ny PM sy ny Mpanjakavavy satria vady ara-pitenenana fotsiny io fa tsy hoe vady andefo-mandry, mba tsy hisian’ny lehilahy hafa afaka hibaiko ny Mpanjakavavy.
Ny PM dia teny Andafiavaratra izay toerana Hova ary ny Mpanjaka tao Anatirova toerana Andriana : samy nanana ny hanitra ho azy ireo roa tonta ka tsy nifangaro.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS