Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 19:49 | Lefona Again (#10319)

Faudrait peut-être savoir se placer entre obscurantisme et bling bling.
Je ne fais que vous rappeler que nos Rois et Reines, surtout depuis Radama I, étaient ce qu’on appelle aujourd’hui, des geeks, hypes, mpanaraka lamôdim-bazaha. Tsy misy maha ratsy an’izany, fa fampisehona toe-tsaina « moderne ». Na ny bikan’ny lapa aza dia anglisy no namita azy amin’io endriny « moderne » io, araky ny fanirin’ny Mpanjaka. Fanirin’ny Ranavalona III kosa, izay nanaraka rythme tsara raha ny resaka kolon-tsaina sy lamôdy, ny anisy amphi-théatre teo Manjakamiadana, fa tsy tody izany nohon’ny fandehan’ny tantara.
Tsy olona tavela, nihitsoka na nihidy fijery ireo Mpanjakan-tsika ireo, fa tena nivelan-tsaina ary nahafantatra tsara ny fivoaran’ny kolon-tsaina tany ivelany.
Ka amin’ny fomba ahoana no hanjary lasa fady raha manao arène kely, izay bikaina toy io ? Na hafa aza no design natao teo dia nimemomenona foana ianao, ary fantatry ny maro tsara anie le kôzinareo eto e ! I ANR no olana ary mifendro ianareo hoe ho lasa Empéreur na prezida à vie izy ! Haha !
Tsy ho isy izany ! Taloha nisy nanandrana, fa na iza na iza eo, dia tsy hanana hery eo anatrehin’ny vahoaka. Rehefa tezitra ny vahoaka, dia dehors médor no faranyj.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS