Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h20
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 17:22 | cacatoès (#9758)

Miala tsiny raha manoratra an’ity fa tena fanjakana pikosoka kapila mihintsy ka tiany ho fenona toerana hanaovana lanonana daholo erakin’ny tanana !! Refa hazo eo koa ireo nosy kely, raha azo, dia hasivo ohatran’io tsirairay !! Amin’izay masarika tourista be mihintsy !!!😂
Samy manana ny specialiteny daholo ry zalahy ny fandimby teo fa hatramin’izao tsy nisy iray monja mbola namoaka ny lohan’iDago tao anaty fotaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS