Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 13h17
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 12:35 | Vohitra (#7654)

Anatra no atao aminareo mba hisorohana ny loza, tandremo fa mamidi-doza izao ataonareo izao.

Tsy tongatonga ho azy akory hoe amin’izao vaninandro Alahamadibe izao no mipoitra izao adihevitra izao, ary tsy tongatonga ho azy ny horohorontany nitranga indroa mielanelana mialoha ny Alahamady, fiandohana tsingerim-pivoarana izao ho anay, ary manambara zavatra tokoa, afaka miziriziry ianareo, fa na inona na inona ho tohin’izao resaka izao, tsy maintsy hiakandrefana ny filentehan’ny masoandro, ary izay manoto dia tsy maintsy hizotra amin’ny heviny hiakandrefana…

Ary tsy tongatonga ho azy tokoa ny hoe fa maninona no manomboka mitroatra sy mirifatra ny fivoatry ny aretina mitranga eto amin’ny Firenena amin’izao vanimpotoana manodidina ny nirosoana ho amin’ny Asaramanitra Alahamady izao…

Tandremo, toerana manankasina io…

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS