Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 10:52 | RAVELO (#802)

manao ahoana daholo,
Mbola averiko hatrany ho ren’ny rehetra :
MPITONDRA jiolahimboto no napetratsika hitantana ny tanindrazantsika.
MPITONDRA dondrona,tsy mahatakatra akory ny tanjon’ilay tatsambo jamba
mpanorohevitra azy.
Manalabaraka ny malagasy rehetra
Ataon’ny any ivelany fihomezana
kanefa dia manohy hatrany ny adalany noho ny akelezan-dohana.
Na ny zava-bita,na ny kinasa dia tsisy ilana azy daholo fa vola very,izay tokony
nahavitana zavatra goavana tena ilay ny firenena.
Tsy mpampadihy sy mpandihy fitombenana daholo tsy akory ny malagasy

ravelojaona fidy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS