Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 20h35
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 10:46 | Shalom (#2831)

Raha misy ny tody, raha mbola fisainan’ny malagasy ny tsiny :
Manodiava ka tsy ho vanon-taranaka izay rehetra nandray fanapahan-kevitra momba io tsangana mamohafady io.
Ny arivo mandimby anareo anie hijaly ho fatin’aretina tsy hisy mpanampy satria voahozina, ary ny fatinareo ho viravirain’ny alika sy ny amboa rehetra.
Enga ny tsinin’ireo Razana sy ny Nanjaka teo hianjera sy tsy ahavanona ny fianakaviana Razakandisa sy Rajoelina. Manodiava tokoa tompoko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS