Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 20h59
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 10:03 | Shalom (#2831)

Hoy ny mpanoratra iray teto hoe « vazaha taratasy » i DJ.
Ny hamafisiko dia mpamita ny tsy sahin’ny vazaha natao fony fanjanahan-tany io olona io.
Raha mijery ilay sary isika : Aiza i Besakana ? aiza i Manampisoa Iadanana ? Aiza ireo fototry ny Lapa Masoandron-dRazafindrahety ?
Nisy nandoro anaty Rova fahiny fa izao atao izao dia fitohizan’izany satria mamotika an’Anaty Rova.
Inona no manakana an’io bandy tsy misaina io hamerina ny fananganan’ireo sy ny Tranovola fa dia endrika tsy misy hifandraisany amin’ny vakoka malagasy no dedahana atsangana ?
Tena tsy misain tokoa angamba izy ka tsy ahatakatr’izany.
Raha tsy diso aho, teo amin’ny tantaran’ny zanak’olombelona dia be ny nitondra nanao toa izany, ny olana dia tsy naharitra fitondrana ireny olona ireny.
Hianjera izany i DJ atsy ho atsy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS