Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 06h02
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 10:13 | fandresena (#299)

Mahagaga ihany tokoa izany an ??? Mahalasa saina ny fangalarana taova amin’izao fotoana izao ka tokony hojerena akaiky ny fatin’ny olona … Ny Malagasy dia tena manaja ny atao hoe fahafatesana ka amiko dia tsy rariny izany hoe atao anaty « fosse commune » izany ny razan’’olona. Ka tian’ny havany alaina avy eo dia ahoana no hahafantarana azy ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS