Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 00h18
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 19:42 | RAVELO (#802)

manao ahoana daholo ry malagasy,
Teny ataoko mazava hoan’ny rehetra ity,indrindra fa hoan’i betoko sy isandra ary ny
tariny.
Izao no alehany rahefa JIOLAHIMBOTO no nofidina hitondra ny tanindrazana.
Averiko,JIOLAHIMBOTO no mitantana ka tsy mahatakatra akory ny ho vokatr’izao
adalàna izao.
Tsy fotoana himenomenonana intsony izao,fa ny soso-kevitra hanoherana an’izao no tokony dinihina eto.
Efa misy ny « petition »,efa tsara, fa ahoan ny manaraka.

ravelojaona fidy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS