Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 19:35 | Krista Kristiaoe (#10737)

Fidedadedahana manarapenitra

- Inona marina no tena ao andohan’ ny filoha DJ amin’ izao fihetsika ataony izao ?
- Izao ve no mbola tohin’ ny sinema fampielezan-kevitra ?
- Tsy ampy ve ny Coliseum vita ao Antsonjombe ka mila mamboatra hafa indray ?
- Baikon’ ny vahiny ve izao hanapotehana ny Maha Malagasy ?
- Efa mihevitena sahady ho mpanjaka ve ka afaka hanova ny vakoka nataon’ ny mpanjaka fahiny ?
- Tezitra fa votsotra Ambohitsimanjaka ka dia ny rova indray no analana vonkona ?
- Efa feno fotodrafitrasa ve eto Madagasikara ka tsy hita intsony ny hanariana ny vola ?
- Mafy loatra angaha ny ady ateraky ny Covid 19 ka manary dia amin’ ny Coliseum ?
- Tsy ampy ve ny Covid 19 ka tehampididoza indray eny Ambanin’ Ampamarinana ?
- Mba oviana ihany ity filoha ity vao hahalala ny atao hoe fahendrena ?

Tena ezahiko kaohina ny atidohakokely fa tena tsy mahatakatra ny tena ambadik’ izao fihetsiky ny filoha izao, izao angaha no lanonan’ ny DJ moderna avolenta ?
Raha izao no mitohy dia ny Malagasy mihitsy no horoahany teto ho soloana karana, sinoa, na vazaha. Mila mandinika isika.

Indrisy mety efa tara loatra ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS