Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 14h57
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 18:50 | Vohitra (#7654)

« Arahaba nahatratra ny taom-baovao », tonga eo amin’ny 1 Alahamady –vava Alahamady isika ankehitriny.

Ao anaty fihobohana moa isika nefa tsy misy ny azo atao afatsy ny mifampiarahaba vokatry ny zavamisy…ny tsirairay isampianakaviana no hankalaza araka izay zavamisy…tsingerina vaovao indray izao…

Fahiny, dia mifandimby ny andro tsy maty, manomboka eo ny harendrina, ny fo tsy aritra, ny fandroana, ny ala faditra, ny fafy rano, arahin’ny tatao, miroso any amin’ny saforano, ny lohan-jozoro hamafazana, ny tonom-bilany, fizarana sy ny fiarahana mihinana ny varanga, ny fanomezana ny anjaran’ny mpanimbinkena, ny famangiana ireo zoky sy raiamandreny hanolorana ny jaka sy ny Hasina, ny fetin’ireo ankizy ivelan’ny vala, ny fanolorana ny volavita sy ny malaza, fanoloran’ny mpisantatra.

« tsy ho lozain’izay atao anie, Zanahary sy Andriamanitra Andriananahary »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS