Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 mai 2024
Antananarivo | 19h02
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 18:02 | Isandra (#7070)

Ho an’Andriamatoa FILOHA : Andry Rajoelina.
Ny Andriana Toavina Rabe :
😀ZAFINDRANAVALONA taranaka fahatelo, Zazamarolahy ; Avy eny Ifito Nosimanjaka : dia manome ny fankatoavana feno ny Filoha Rajoelina hanao izay hahatsara ny #ROVA_MANJAKAMIADANA, Patrimoine nationale, ka :
▪Tsy ho latsa-danja @ Tour eiffel nasiana Restaurant 3 étoiles sy ascenseur ary masolavitra.
▪Tsy ho ambaka ny CHATEAU DE VINCENNES misy théatre isan’andro sy acteurs manao #reconstitution ny tantaran’i Frantsa.
▪Hitovy tanjona @ « Murailles de Chine » misy toerana fanaovana halte hakàna aina sns...
▪Toy ny Taj Mahal any Inde nasiana Parc fialamboly sy porte d’entrée vaovao mijoalajoala.
▪Hifanahatsahana @ Colisée de Rome misy jeux de lumière miovaova sy projection’ny tantaran’ny ROME sy César.
▪Maninona moa, Hotel et sejours ao @ Site des Pyramides ao Egyptes ?
▪Ny Statut de libérté any New York izay namoronana ny " MUSÉE DE LA STATUT ao @ Island liberty parc ihany.
▪Na koa raha tsy asarotina ny resaka fa tsy andeha lavitra isika dia ny fanavaozana ny ANJELY MAINTY tetsy Anosy ho lasa Anjely fotsy sy nasiana zaridaina tsara tarehy.
Toa tsy nanolàna ianao Rajoelina t@ Ravalomanana nanao izany e🤔.
Mahaleova mahalasàna Andriamatoa Filoha .
Tsy nanàla na inona na inona ianao fa nanampy, toy ny efa nataon’ireo mpanjaka izay nonina tao.
Ho reharehan’ny taranaka any aoriana ny hahita indray ireo famerenana ny tantara ao @ #Kianja_Masoandro
Sady hihaona @ tantarany ny zaza Malagasy rehefa hitsidika izany no afaka hiala-voly hijery « HIRA GASY ».
Handoa vola sy hilahatra ireo vahiny hitsidika sy haka sary ao.
Dia ho velona ny Tourisme.
Betsaka indray ny asa hiforona.
...Ary indrindra, tsy ho azo HO AFENINA na OVAINA intsony ny tantara fa holalaovina ao ho hitan’ny rehetra isaky izay mahatsiaro.
Hoy ny Minisitra :
Ny Rovan’Antananarivo, na ny Lapan’i Manjakamiadana dia tsy nanaovana fangatahana velively hampidirina anatin’ny Vakoka maneran-tanin’ny UNESCO ka aoka tsy hodisoana ny zavamisy marina.
Mbola tafiditra tanteraka sy feno ao anatin’ny Vakom-pirenena izy ka manana ny fiandrianany tanteraka i Madagasikara mikasika azy fa tsy baikona hery ivelany na iza izy na iza.
Andriana mitsodrano Andriana aho ka tsy asiko fialonana.
Misaotra mamelomaso fa ireo milaza ho tompony tsy nahavita n’inoninona ka menatra.
🖌 📃
Ny Andriana Toavina Rabe

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS