Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 mai 2024
Antananarivo | 16h07
 

Répondre à un commentaire

21 mai 2020 à 10:40 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

29 Alohotsy-vava Alohotsy ny andro anio, roa andro mialoha ny Alahamadibe, tononandro manandanja sy mandahatra indray ny fiainan’ny zanadrazana navelan’ireo manankasina mitsinjo mieloelo mitaratra ny fahoriana manjo ny tanin’i Zanahary…rahampitso amin’ny 6 ora latsaka fahatelony hariva amin’ny filentehan’ny masoandro eo no hiditra miandalana amin’ny Taombaovao sy ny Asaramanitra ny ankibon’Imerina ary hiroso amin’ny fandroana ny manankasina sy ny taranany…

Omaly alina, tamin’ny ora mitovitovy amin’ilay nitranga tamin’ny 21 Alohotsy-Vody alakarabo teo, dia mbola nisy indray ny horohorontany heno sy tsapa namakivaky ary nanehoany ny heriny…valinkafatra na ny antsoina hoe « replique »…

Fa hisy inona tokoa no tsy mitsahatra miseho ny fahefan’i Zanahary ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS