Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 13h44
 

Répondre à un commentaire

20 mai 2020 à 09:13 | Shalom (#2831)

Tao amin’ny Gazety « Tia Tanindrazana » androany miresaka ny fikarohana ataon’i RDC momba ny Artemesia :
« Milaza fa manao “essai Clinique” ary manana “protocole” mazava izay efa natao tolo-kevitra tamin’ny Vondrona Afrikanina sy ny OMS. Ny an’i Madagasikara dia tsy misy “protocole clinique”, hoy izy. Tisane ny azy ireo izay Artemisia miampy zava-maniry fitsaboana hafa. Ny anay dia “Protocole” ary misy sary (schéma) mazava sy manaraka tsara ny fenitra na ny “norme de la recherche scientifique” fa tsy tahaka ny an’i Madagasikara, hoy io Dokotera Congolais io nanamaivana ny antsika. ».

MANAMAIVANA NY ANTSIKA : Diso ve ireo olona nampitandrina hatramin’ny voalohany fa tsy ilaina rotorotoina ny raharaha toa itony fa tokony manaraka ny fomba fikarohana iraisam-pirenena ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS