Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 17h14
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 08:38 | Marika (#9389)

Tsy hay intsony eto amin’ity sehatra ity hoe : Iza no tena kondrana ? Iza no ondrakondrafana ?
Iza no mampiomehy ? Iza no tena mpandainga ? Iza no matikambo ? Iza no mpampiesona ?
Iza no mpanome lesona ? Mety mbola ho avy eto koa angamba ny mpamono olona, ny mpanendaka sns...

Tena mifangaro voraka ato daholo izany rehetra izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS