Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h13
 

Répondre à un commentaire

19 mai 2020 à 10:04 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Mampalahelo tokoa sy nahavaky fo ny nahita ilay marary natory mitsilany amin ny tany tsy misy mpikarakara tavela efa ho adiny roa, resy sy lavo raraka amin ny tany.

Avy eo indray rehefa tonga ity fiara misy ireo mpitsabo dia naondrana toy ny entana ao amin ny benne an ilay fiara pickup misy soratra Covid 19.

Aoriana amin ny benne amin io tsy misy seza, tsy misy mba hahafahana mitsotra akory.

Ny marary andrianina hoy ny fitaizana fahiny, ireo salama indray no mipetraka ao aloha misonanina amin ny seza fa ilay marary ao amin ny benne vy mafy be talaky rivotra sy masoandro...

Mampalahelo sy mahonena tokoa...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS