Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 15h54
 

Répondre à un commentaire

12 février 2020 à 17:20 | Vohitra (#7654)

Mialoha ny nanaovana fifidianana Ben’ny Tanana dia notendrena ny goverinôra 11, dia misy ny Faritra 11 tsy nasiana goverinôra, izany hoe misy Faritra tsy dia ilaina loatra ny goverinôra…dia nanao propagandy tokoa ireto goverinôra...

Samy hafa izany ny Faritra e…

Rehefa notendrena ny mpikambana tao amin’ny tarika artistika hanao tantara antsehatra “théâtre”, dia najoro ireo vaovao, dia notononina ny Faritra niavian’ireo vaovao, fa ny mahagaga dia ireo taloha izay mbola voatazona dia tsy tononina hoe avy aiza na avy aiza…

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS