Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 15h54
 

Répondre à un commentaire

11 février 2020 à 00:51 | Krista Kristiaoe (#10737)

Azo atao tsara ny mampandroso ny any Atsimo

Raha nisy tokoa ny finiavana avy amin’ ny mpitondra dia efa ela no tokony nisy vahaolana ny any atsimo fa tsy ampahafirin’ ny tany karakaina any ivelany toy ny any Dubai ny any atsimo kanefa hay nofolahina ihany ka tonga tanana lehibe.

Raha tena ilaina dia alefaso hikatroka any atsimo ireo arabo saika halefa any Bas Mangoky ireo fa any no tandrify azy fa malaza zatra mikotrana ny tany karakaina izy ireo ka raha mahavokatra any atsimo dia azo antoka tokoa fa mahay afaka hitondra fampandrosoana.

Mila ny finiavan’ ny mpitondra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS