Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

10 février 2020 à 11:16 | Hery Rak (#10294)

Ny tena fanontaniana dia hoe : inona no mba nataon’ireo filoha rehetra nifandimby teo ? Efa aty amin’ny filoha fahafiry isika izao vao mba manana eritreritra ny hanatratra izany atao hoe fahaleovantena ara-tsakafo izany ? torakizany ihian koa ny hevitra entina handrakofana ala any atsimo izay hataon’ny fitondrana ankehitriny programme ny handrakotra ala amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny.
Firesharehana sy fampandriana adrisa ny vahoaka fotsiny ny filazana fa nahay sy tsara ny filoha Valomanana tamin’izany. Marina fa namboly vary izy fa saingy tsy ny firenena no notsinjoviny fa izay hampanakarena azy tamin’ny fotoan’androny. Mba tokony hijery fitaratra avokoa ny rehetra mahakasika izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS