Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h25
 

Répondre à un commentaire

9 février 2020 à 16:05 | lé kopé (#10607)

Olona telo ,nanohana ny TGV no niteny ampahibemaso fa niray TSIKOMBAKOMBA taminy . Tsy iza izany fa ny Kolonely C. Andrianasoavna , Patrick Leloup ary i Razarapiera . Voarakitra @ tahiry (archives) izany fanambarana izany ,ary tsy azo ivalozana .Manginy fotsiny ny fanalàna ny Minisitry ny Fiaorovana ,sy ny CEMGAM ankaterena miampy herisetra . Ireo reportage manaporofo any @ france 24 (annonce d’une prise de pouvoir à Madagascar en 2009 , sy ny panao fanadihadiana avy any Ampita dia manamporofo ny diantanany ilay mpamorika .
https://www.youtube.com/watch?v=Nml_enAPIPS. Mbola sahy milaza ihany ve ianareo fa lainga tsara fototra daholo ireo voalaza sy voatsikera ireo ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS