Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 23h37
 

Répondre à un commentaire

9 février 2020 à 13:38 | Vohitra (#7654)

Fahiny tokoa, teo Ambohijatovo sy Analakely, ny taona 2009…

Nalahatra ny kabary, natao letrezana sy angoantenda, nolaroina vazo sy aingam-panahy, nampiana vavaka indraindray, dia :

-  Dingana 1 : nambara fa manototra tany ho amin’ny tombontsoany manokana, mampifandaro ny volany sy ny volampanjakana ilay mpivaro-dronono amin’ny fividianana fiaramanidina

-  Dingana 2 : nolazaina fa namadika ny tanindrazana tamin’ny fanaovana fivarotana tany midadasika ary efa vita sonia ilay mpivaro-dronono, ary angatahana ny fametraham-pialan’ny minisitra roa.

-  Dingana 3 : noventesina fa manao herisetra sy didy jadona ary manafoana ny fahalalahana ilay mpivaro-dronono, koa nomena ny baiko fa ilaina avoaka ilay mpianatra notsaraina eny amin’ny tribonaly Anosy

-  Dingana 4 : noraisina tanteraka ny fahefampanjakana, notendrena ny praiminisitra ary nomena ny toerana hiasany, ary avy hatrany dia nomena ny baiko mba haka io toeram-piasana vaovao io miaraka amin’ny vahoaka

Fanontaniana : hatraiza ny fahefan’ny Ben’ny tanàna amperinasa ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS