Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 13h03
 

Répondre à un commentaire

8 février 2020 à 19:38 | Behantra (#9165)

Vohitra , Turping

Ingahy Ravalomanana dia nanao ’fotana mahafaty’

1) Tamin’i 2001-2002

I Ratsiraka , dia fantatsika faha nandositra tany Toamasina , niaraka tamin’i Tantely Andrianarivo
sy Pierrot Rajaonarivelo

Nandefa miaramila teo ambany fahefan’y Jeneraly Olive Razafindralambo izy , marihina eto faha io noho nahatonga ny mpanao gazety amaoka an’ilay hoe ’zanadambo’ :

Objectif : Abattre Ratsiraka

Kanefany dia mbola afaka nitsoaka nankany ivelan’i nosy ihany i Ratsiraka

Fôtana mahafaty voalohany

2) 2009-2010

Nisy fotoana , iray , nahazahon’ny Ravalomanana amonona an’y Andry Rajoelina .. kanefany dia
tsy nataony

Fôtana mahafaty faharoa

Inona marina noho naha tonga an’y Ravalomanana anao an’zany fôtana izany

Ny valiny nomena anay dia hoe :

Kristianina izy ary tsy mandatsaka râ ny olombelona

Ilay fôtana voalohany moa dia gaga ihany izahay faha ’hélicoptères anaky telo ’ noho nalefan’i frantsay haka any Ratsiraka tao Toamasina

Iza marina noho niantso an’ny Chirac tamin’io fotoana io ?

Ilay fôtana faharoa dia tena ’miteny’ hoe :

Ianao marina ve no lehibe an’i tafika malagasy sa tsia ?

Ho lazaiko aminao marina : raha ’vita’ teo Ratsiraka tamin’ireny ’andro ireny’ dia tsy nisy ’resaka’
Andry Rajoelina’ intsony ankehitriny

Zereo ireny zavatra’ nintranga tany Roumanie ireny

Niseo tamn’i ’télévision’ ny famonoana an’y Cucescu sy ny vadiny

Ankehitriny dia lasa ’fantomes’ i Cusescu

Ary tsy misy firesahana intsony ny momba azy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS