Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h30
 

Répondre à un commentaire

6 février 2020 à 13:55 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

Politika maloton’ireo HVM ny fametrahan’izy ireo AMBOLETRA ho Loholona an’i Rivo Rakotovao fa tsy t@ alalan’ny tsangantanana madio. Efa sady mpanakorontana Firenena rehefa misy tsy mifanaraka @ lohany no mbola mandany volampanjakana ihany koa nefa tsy ilaina. Esory any ranga a !
Raha tena tia Tanindrazana koa dia hajao ny lalàna sy ny didy mivoaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS