Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h08
 

Répondre à un commentaire

6 février 2020 à 09:22 | I MATORIANDRO (#6033)

- Nanitsakitsaka lalam-panorenana izany ry bonaparte.
- Azo ivalozana izany ny didy avoakan’ny hcc.

Tena misy tokoa ary voaporofo ny fisian’ny manam-pahaizana manaiky fehezin’ny tsy ampy ati-doha.

Hiteny ndray inandra lohanangidina sy ny forongony mpilelaka fa mety tsara izao fanapahan-kevitra izao.

Adala mpitondra tokoa ny vahoaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS