Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 15h56
 

Répondre à un commentaire

16 janvier 2020 à 08:49 | Hery Rak (#10294)

Ny ahy fotsiny aloha dia hoe, Sambany amin’ny tantaran’ity renivohitr’i Gasikara ity vao hoe iray antoko ny Filohampirenena sy ny Ben’ny tanana. Samy nahatsapa avokoa isika rehetra fa nisy foana ny mizana tsindrian’ilay hatrizay noho io tsy fitoviana io. Mino aho ary tena mino fa na teo amin’ny fiainany aza dia fantatra fa olon’ny asa ity Ben’ny tanana vaovao ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS