Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 16h21
 

Répondre à un commentaire

16 janvier 2020 à 11:17 | I MATORIANDRO (#6033)

Arahabaina daholo tratry ny taona vaovao 2020=2002

Na enao 20/20 ; na enao 02/20.

raha politika no resahina dia tsotra.

Manorisory daholo na ny fihtsiky ny mpitondra na ny fihetsik’ireo milaza azy fa mpanohitra.

Ho aan’ireo mpangala-bato ahazoana fahefana aloha d’efa hanao izay hangoronan-karena sy fanitsakitsahana ny lalàna izay izy ireo ihany no nampnadany azy t@ kara-pokotany !!!

Fa ny tena tiako hamafisina de tsotra ho an’Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA :
raha izao fomba fanaonao zao foana no ataonao fomba fiasa hanoherana dia tsy ahazo fanjakana intsony ianao mandrakizay izay tanjon’reto mpandravatafaraitsitomponandraikitra reto. Hafatra ho anao de tsotra : aleo ianao tsy miteny tsony fa avelao reto mpangala-bato reto hanao izay danin’ny kibony eo. Reraka daholo ny olona mpankasitraka anao.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS