Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

15 janvier 2020 à 10:02 | Hery Rak (#10294)

Manakaiky tokoa kay ny faharavan’ny SENAT. Ataon’ingahy Rakotovao Rivo vaindohandraharaha mihintsy ny ady amin’ny fanafoanana ity andrimpanjakana ity. Hay tokoa moa ka very tanteraka ity ranamana ity raha tonga izay fotoana izay satria olona tsy nofidiana akory fa napetraka fotsiny tao andapa izy. Ny dikany zany dia ny hampikatso tanteraka ny fanjakana ankehitriny no antony izao fihetsiketsehana atao izao. Anisan’izany ary ny lehibe indrindra dia ny Lois de Finance izay entin’ny fitondrana miasa amin’ity taona ity. Olona iray ve no hanakana ny fampandrosoana ny firenena iray manontolo. Tsy ekena izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS