Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 10h14
 

Répondre à un commentaire

15 janvier 2020 à 08:38 | Hery Rak (#10294)

Tena mampalahelo ny fanabeazana ankehitriny. Toetsaina avy aiza ity midina andalambe ity. Marina loatra ilay fitakiana fa tsy fotopisainan’ny fanabeaza fototra izao zavatra izao. Ny fahaiza-manao ny minisitera no tadiavina amin’izao mba hahay hifampiresaka amin’ireo mpampianatra ka haharesy lahatra azy ireo. Tsy misy olana tsy voavaha amin’ny alalan’ny fifampiresahana fa kosa atao matotra izany ary atao hoan’ny daholobe fa tsy atao tip top sy atao isantokony.
Tadidio fa ny firenena tsy handroso miintsy raha variana mamaha olana tahaka izao ny fitondrana ary tsy hisy fivoarana mihintsy fidirambolan’ny tsirairay satria tsy mivoatra ny firenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS