Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 15h24
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2020 à 19:00 | Hery Rak (#10294)

Ny 1 aloha dia hoy aho hoe, tsy mbola nisy toy izao teto Madagasikara hatrizay. Amiko dia midika ho fisokafana amin’ny ankolafinkery rehetra izany na dia tsy nisy soratra mazava nilaza izany aza tao amin’ilay avis de recrutement. Izay ilay hoe andao hoara-hampandroso ny firenena. Ny faharoa dia mikitika ihiany koa ny fanjakana ireo manampahaizana malagasy izay any ivelany mba hiverina hifandrimbona amin’ny fampandrosoana ny firenena.
Ary ny farany, mihevitra vé ianareo mpanakiana lava io fa tsy hisy olona manana an’ireo profil ireo ao amin’ny MAPAR na eto antoerana na any ivelany ? Tsy mini izany aho fa politika io ary mbola taratry ny fahavononan’ny filoha amin’ny fisokafana sy ny fikatsahana ny mahasoa ny firenena izany. Diso hevitra sy diso fahavalo avokoa ianareo izay manakiana sy mitsikera eto. Midika tsotra izao izany fa lasa vava fotsiny no atao fa raha tena mahay ianareo dia sahia mandray andraikitra amin’ny firenena si non tsy hisy dikany ny famoahana vocabulaire amin’ny tenu frantsy ato fa au fond kay vide daholo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS