Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2020 à 17:17 | Behantra (#9165)

Aza afangaro
I bôka anie no prézida è !

Ka rehefa tsy mahavita azy dia miala , fa tsy mizesta mandany ny vola ny malagasy faona

Asa ra tadidinareo , tamin’ 2010 ?

I tahory , ’en tenue jogging , mizara baolina rigby , miara mihazakazaka amin’ireo mpanao rigby
amin’iny arabe mihainga eny amin’i stade malacam

Izao ndray i nama dia mibotsibosina miaraka amin’i miaramila

Dia mila experts hono izy !!!!!!

Ny olona sahala amin’i nandra no azony amin’izany

Zereo anie ity nandra e , milaza fa tany Dubai hono bôka ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS