Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 23h16
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2020 à 10:56 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

Izao no porofo fa tsy mitsahatra mitady izay fomba rehetra ahafahana mampandroso ny Firenena ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ary misokatra sy manaiky miara-miasa @ rehetra satria tsy vitan’olontokana ny fampandrosoana ny Firenena fa ilaina ny rehetra. Ary tsy mihonona @ ireo manampahaizana izay efa miara miasa fa mbola mikaroka hatrany ireo izay tena tia Tanindrazana ka vonona hampandroso ny Firenena hikambanana mba ho tombotsoa ambonin’ny Firenena koa asakasa’izay malailay fonosana fa Fampandrosoana no tanjona.
Mankasitraka Mr le Président.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS