Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Répondre à un commentaire

2 décembre 2019 à 19:51 | cacatoès (#9758)

Arabaina izany ianao ramose le mera vaovao !!!! Tonga dia tairo ary ilay asa fa aza avela matoritory intsony fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo !! Lasako vavany fotsiny no betsaka !!
Tsika gasy manko refa mahazo ity mora mora maka tsy taitra ity ka amin’ny farany hitany havany eo !!Avereno ny hasin’ Antananarivo fa raha tena vonona marina ianao dia vitanao io. Mba hasivo panao polifika gasy mba mahavita azy amin’izay ry zareo a !! Na anakiray fostiny aza kaloha dia manaraka ny sasany mahitan’ilay ohatra !!! Anakiray tena mitazona ny teny nataony !!!