Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

29 novembre 2019 à 20:37 | Krista Kristiaoe (#10737)

Tsy anarana no zavadehibe fa ny toetra ananana.

Na inona no anarana hiantsoana ny mpitondra na chef de regions na hatao PDS na hatao governora dia izay asa ataony no hahatsara na haharatsy azy.

Raha mbola mahantra ny vahoaka Malagasy ary raha mbola manjakazaka eto ny vazaha, sinoa sy karana, dia tsy hahafapiry izay mpitondra ho tonga eo fa hataony boto hanatanteraka ny sitrapony fotsiny.

Mila tonga saina isika Malagasy. Tadidio fa raha mbola mitohy izao kolikoly ataontsika miaraka amin’ ny vahiny izao, kely sisa dia tsy ho antsika Malagasy sy ny taranatsika intsony Madagasikara. Vakio ity hanamarihanareo azy :
http://www.lakroa.mg/item-1955_articles_economie_18-ho-mpiasa-mpanompo-vazaha-eto-madagasikara-isika-malagasy.html

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS