Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h59
 

Répondre à un commentaire

29 novembre 2019 à 17:10 | ratiarison (#10248)

AZY ny fitodrana RE OLONA fa mbola tsy matsiaro tena fa voavidy 200000alina ARIARY ny Ambany tanana fa MAFY ny FIAINANA.... IZANY TOMPOKOLAHY sy TOMPOKOVAVY NY MARINA ETO MADA fa mora vidiana DRALA Ny Malagasy IZANY NO FITONDRANA DJ TONTAKELY fa rehefa tonga saina fa mioson-TAY dia ho hita eo ihany QUI VIVRA VERRA ???fa dia veloma mangigina ry rtoa Be ISANDRA mpilelaka sy ny, FORONGONY !!Mazaho BE dia Be ry ISANDRA fa ny tany anie ka malama maina ??ary Kodiaran-tsarety ny eto an-tany Rafotsy ?fa mahazo MISIOKA jiaby E ??TAFOK’ORO-DAMBO nambolian-tsaogna : hila lahateo raha tsy hanjary !! FA MIKAMBAN-DRATSY KARAHA GADRALAVA !!mazotoa fa tsy hanjary ! Hararaoty fa naïf jiaby ny MALAGASY !!ny Ahy manonkana dia Miandry ny ILAY MIAMI SY IZAY TSY HO ARY VOATANISA eto ny Aiza no mateza ho samy tratry ny nataony jiaby ny 2024
VITA angamba @ny ZAY ny autoroutes eto MADA ++++ ??? dia marenina ihany manao hoe : QUI.. Vivra....VERRA ???Samy tsara

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS