Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 04h29
 

Répondre à un commentaire

29 novembre 2019 à 11:27 | mpandalo (#10630)

ceni,hcc ..,ireo no tena tsy valahara sy tsy mataho-tody
tsy azo raisina sy tsy mitombona , voky ny volabe mitobaka ,
tsy tehifidy ny 80% vahoaka madinika fa sady tsy voasoratra anaty listra no
mahatsapa fa tsy hampiova n’inon’inona ny safidiny nohon’ny
afitsok’ireo ceni sy ny forongony ireo , hanody amin’ny taranakareo
ny ataonareo feno halatra.
ireo hhc,ceni izany no tandindon’ny manampahaizana malagasy ,
afabaraka isika .
Tsy ahoako izay lany eo na iza na iza fa ireto miseho manampahaizana
malagasy (ceni , hcc...) no tena mankaleo sy tsy mahalala menatra amin’ny halatra .
bye !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS