Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 12h57
 

Répondre à un commentaire

26 novembre 2019 à 18:34 | Krista Kristiaoe (#10737)

Mahaiza mifidy fa aza variana ny kabary tsara lahatra. Ny olona tsara fidina dia :

Izay tsapa fa matahotra an’ Andriamanitra sy tia tanindrazana ka hitsinjo ny vahoaka madinika ary hametraka ny sosialimbahoaka ho lohalaharana.

Izay hiaro ny tanin’ ny Malagasy sy ny tanimpanjakana maro eto Antananarivo tsy horobain’ ny mpanambola vazaha, karana, sy sinoa.

Aza sodokan’ ny fampanantenana Antananarivo manarapenitra fa tsy mba hiditra anaty vilanin’ ny Malagasy izany fa tanana mamiratra natao ho an’ ny vahiny fotsiny.

Koa mahaiza mifidy tsy hanenina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS