Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h06
 

Répondre à un commentaire

26 novembre 2019 à 17:19 | Vohitra (#7654)

Ry Antananarivo renivohitra,

Efa nahavita nandresy tamin’ny fifidianana isika ho fiarovana ny fahamarinana sy ny didy jadona ary ny fandrobana anaty andrimpanjakana, ka nandrodana ny fanjakana Arema tamin’ny taona 1992, andao indray hiaraka hientana hanafay ireto zaza navelan’ny Arema sy ny forongony ireto amin’ny rahampitso.

Andao hifehy ny ampitso sy ny ho avin’ny taranaka fara mandimby ka hiaraka hanome famaizana ireto tontakely nobeazin’ny Arema ireto.

Tandremo ny poizina orange fa maha kizo fara ary manosika antsika ho any Bevoay...

Ny Razantsika rehetra tsy nanabe sy tsy nitaiza ny taranany ho lasa jiolahy hambotry Firenena sy handringana ny mpiaramonina toy ireto orange ireto !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS