Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h29
 

Répondre à un commentaire

26 novembre 2019 à 11:00 | Vohitra (#7654)

Raha misy ompa sy fanambaniana an’ Antananarivo dia ireny teny tsy ampiheverana nataon’ny mpioty orange lozitra omaly alina tamin’ny fahita lavitra ireny mikasika ny resaka momba ny tanimbarinandriana sy ny tanimbary eny Ambohitrimanjaka ireny.

Raha tsy jiolahy sy mpandroba tsy hahavita hiteny toy ireny : fanambaniana ankitsirano ny tantara sy ny soatoavina loloavin’ny zanak’Iarivo.

Latsa sy ompa sy fanosihosena an’ Antananarivo sy ny lasany ary ny fombany ireny.

Tandremo fa poizina sy antambo ny orange ry Antananarivo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS