Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2019 à 21:37 | Krista Kristiaoe (#10737)

Moa ve tratran’ ny kolikolin’ ny base Toliara ny Transparency International no izao vao miditra antsehatra ?

Taiza ny transparency International no tsy nihetsika tamin’ ireo fanomezana permis marobe tany aloha fa vao najanona ny Base Toliara vao mahita holazaina ?

Indro ny resaka Ambohitrimanjaka, ary mbola marobe ny vazaha, sinoa, karana manao tantely afadrakotra ny harena malagasy eny ambony tany sy any ambany tany manerana ny Nosy, nefa nahoana ny Transparency international no moana tsy mba ahenoana feo ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS