Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 juillet 2020
Antananarivo | 23h51
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2019 à 08:28 | Jo Brandon (#9919)

ISANDRA :
Naato ity ny Base Toliara.
Ambohitrimanjaka koa dia ho atao izay hanajanonana azy sy izay hamindràna ny Tanamasoandro tournesol.
Izao manko ny kabarin’ny Bac moins be dia be nandritra ny propagande :
« Io tanàna io dia mirefy 1.000 ha. Ny tany dia AMIDINTSIKA amin’ny MPANDRAHARAHA. Ny vidin’ny tany 100 ha fotsiny azo avy amin’ny vidin’ny tany an, dia havitantsika ny viabilisation, ny ponts, ny routes…. ».
Tsy izaho no namorona an. Fa i DJ no niteny an’io :
https://www.facebook.com/Mandroso.Randria/videos/1050591141777490/
Ny tsy nolazain’ny vendrana dia hoe : iza ireo mpandraharaha ireo, ary tsy nambarany fa tanimbary 10 000 000 m² eo Ambohitrimanjaka no ho totofany.
Be tokoa ny vola nafafiny tamin’ny propagandy. Mamerim-bola amin’izay ny makorelina, ary Ambohitrimanjaka no deal tamin’izany raha izao zava-misy izao no jerena.
Tena mpivarotra Tanindrazana !
Tadidionareo mianakavy fa na ny Dimy Venty sy Telonjato aza dia manameloka ny mpivarotra Tanindrazana ho faty.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS