Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

6 novembre 2019 à 19:52 | Krista Kristiaoe (#10737)

Fantaro amin’ ny voany ny hazo.

Ny mpitondra tsara dia tsy izay be vava eto ivelany na izay mandravaka diploma ny vatany rehetra fa kosa izay manampahendrena, tia tanindrazana mikatsaka hatrany ny hanasoa ny mpiarabelona aminy.

Efa be loatra izay candidats niseho ho milay sy babany izay, tsy maty ambavany fa mahay misodoka kobaka ambava ny hitondrana ny fiarahamonina. Kanefa dia nandiso fanantenana sy nampitondra faisana ny vahoaka rehefa lany.

Koa mitandrema sy mandiniha tsara ny fiainan’ ireo candidats ireo ary fantaro tsara izay efa nahavita soa teo amin’ ny fiarahamonina ka azo antoka fa hampandroso ny faripiainan’ ny Malagasy mpiray tanindrazana aminy.

Ary maninona moa raha asiana pratika amizay ity fampielezankevitra ity hamantarana ny olona tena mahavita azy ? Ohatra samy omena asa pratika mitovy izy roalahy ary samy vatsiana fitaovana hanaovana ny asa ary jerena izay mahavita tsara ny asany ato anatin’ iray volana anaovana ny fampielezankevitra dia izay no tokony fidin’ ny vahoaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS