Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 14h59
 

Répondre à un commentaire

15 octobre 2019 à 15:37 | nez_gros (#10715)

@ Vohitra, tsara lahatra, satria « ny marina mitavozavoza, tsy mahleo ny lainga tsara lahatra », tu nous fais de Lysnorine, tu reecris l’histoire
porofo : Ny vahiny avy any Inde sy Pakistan sy sinoa, no be drala a Madagascar, ary tsy mana compte a rendre @ un quelconque tsimahafotsy sy tsimiamboholahy ou je ne sais tsimisalaka quelconque zany rozy

Ny marina, dia misy bourgeoisie tananariviens pret à vendre mere et pere quitte à affamer son peuple, pareil certain provinciaux .

Tsiranana etait avec ratsimamanga, ramangasoavina, andrianavalona

Tsiranana naharitra ny fitondrany, mifanohitse @ lazainao , ary ny fitondrana rehetra teto madagasikara dia nisy alimboka na savorovoro iaby, afa tsy Rajaonarimampianina

fehiny : a madagasikara nahoda, karany sy sinoa fô no jaolahy @ raha jiaby akao. fotony tsimahafotsy ndreky tsimiamboholahy(sasantsany, mila azavaina koragnâ boaka io) volagnignao zeny, tsy kinga na fetsy kogny e ! , fa malhônete et vendu , pris dans leurs propres pieges. t’as capté ou pas ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS