Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 13h31
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2019 à 23:33 | Antony (#9838)

Ohatry ny tsy mbola nahita aho aloha hatreto hoe ny taux de croissance antsika dia miiba anefa isika dia mahantra velona foana hatramin’izay.
Raha isan-jato latsaky ny 10% izany indray no resahina dia ny teo aloha aza nahavita tsara kokoa.
Tsy émergeant izany aloha hatreto i Madagasikara. Ilay 5,5% izany ve ahitana taratra fa ho firenena hisandratra isika ? Ilay izy izany mampanongo-tena ihany indraindray hoe tena fantatra marina ve ny làlana tokony ho aleha sa mbola ao anatin’ny fitsapatsapana foana isika hatramin’izao ? Tadidio fa izao fitondrana misy izao dia fatra-pandatsalatsa ny teo aloha... Tsy mba maka lesona amin’ny teo aloha anefa fa be ambo tsy mana-menaka... Raha ny vava no nahavita zavatra, efa nandohalika teto anatrehantsika izao tontolo izao... IEM=TGV ka arakaraky ny androsoan’ny fotoana no analavirany antsika ! TIC TAC TIC TAC do

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS