Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 13h25
 

Répondre à un commentaire

8 octobre 2019 à 21:30 | Krista Kristiaoe (#10737)

Tsara ny ezaka ataon’ ny filoha te-hanao zavatra nefa inty mampieritreritra. Nahoana no avy hatrany dia ny vahiny no itodihana rehefa te hampandroso ny firenena ? Midika ve izao fa homena ny avarapatana ny vazaha hitrandraka eto Madagasikara ? Efa nisy ve ny fihetsika tahaka izao namoriana ny mpandraharaha Malagasy ka tsy nahita Malagasy afaka hanao izao asa izao ? Sao dia midika ho fivarotana tanindrazana izany. Eny tsara ny fiaraha miasa amin’ ny any ivelany kanefa ny Malagasy aloha no tokony hisitraka voalohany ny fandraharaharana ny harempireneny vao miantso vahiny hanampy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS