Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 08h25
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2019 à 02:57 | Krista Kristiaoe (#10737)

Amiko dia mety ary tsara ny hevitry ny filoha hampanao deuxieme session exceptionnelle. Tsy tonga lafatra io nefa io no hitako fa mety hanarenana ny fahatezeran’ ny olona sy hisakanana ny korontana mety haterak’ izany. Izao anefa amin’ ny manaraka mba hamantarana ny tena mahay sy hanomezana lanja ny fanadinana dia tsara averina indray ny examen oral na adina ambava fahiny ka amin’ izay raha misy ny fuite dia ny adina ambava na orale no fomba iray azo atao hanamafisana ny tena vokatra marina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS