Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h08
 

Répondre à un commentaire

7 octobre 2019 à 14:03 | Vohitra (#7654)

Mba hanodinana kely ny saimbahoaka tsy hieritreritra ny fahoriany sy hanadinoany vetivety ny olana mianjady aminy efa haningotra ny ainy dia mitadiava hevitra indray aloha.

Manasa vahiny hitsidika aty Madagasikara indray aloha atao e !

Mba miantso artista kalaza na olona manankaja ireny e. Dia mba asio afomanga e !

Misaotra mialoha o !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS