Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Zora : Merci Kartell pour ces précisions.
- kartell : Non, pas de nouvelles exigences, loin de là, mais la raison de la mise en (...)
- Zora : Madagascar a eu une homologation provisoire en 2021 en attendant la (...)
- bekily : Eny eeee ! Que sera , sera lava ! BE RESAKA LAVA I BOLOKY (...)
- bekily : Allons voir les stades chez nos cousins africains !!!! Ex : au Sénégal .. Il (...)
Hoy ny mpanoratra iray mi-anarana hoe Isandra :
« Rajoelina a obtenu 25% des inscrits, plus 52% »qui ne dit mots consent« , si on fait le total, il bénéficie une majorité absolu de 77%,...Vous pigez ou pas ? ».
Dia tena peta-tsaina tokoa ianareo ry nama.
Ary maninona tokoa moa no tsy lazaina mihitsy f’ireo asa notokanan’ny fitondrana ankehitrio anie ka ny ankamaroany natomboky ny fitondrana teo aloha !
Inona no maha-menatra na manakana ny miteny izany ? Tsotra ny valiny : satria olona peta-tsaina ny mpitondra sy ny mpomba azy.
Manaja ny fitondrana dia adidin’ny tsirairay, fa ny fankatoavana ny ataony na mety na tsy mety kosa dia firaisan-tsikombakomba.
Aleo ny ho avy no hitsara.